# Ary Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:1. # Tamin'ny volana fahasivin'ny taona fahadimy Io dia ny volana fahasivy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany farany amin'ny volana November ary ny fiandohanan ny volana December amin'ny tetiandro tafavaratra. DH: "amin'ny fahasivin'ny volana ny taona fahefatra DH: "amin'ny volana fahasivy ao anatin'ny taona." # Joiakima zanaka lahin'i Josia, mpanjakan'i Joda Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 25:1. # nanambara ... fifadian-kanina "Niantso ny rehetra mba andray anjara amin'ny fifadian-kanina" # Gemaria zanaka lahin'i Safana Io no anaran'ilay olona. # mpanora-dalàna "izay mpanora-dalàna" # akaikin'ny vavahady fidirana ny tranon'i Yaveh. "teo amin'ny fidirana amin'ilay vavahady vaovaon'ny tranon'i Yaveh" # Nataony izany Novakiany mafy ny tenin'i Jeremia. # teo an-tsofin'ny Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 2:1.