# Hanambara fahafahana aminareo Aho ... fahafahana amin'ny sabatra, ny areti-mandringana, sy ny mosary DH: "Koa satria ianareo tsy nankato Ahy, dia hamelanareo ho sazian'ny sabatra, areti-mandringana, ary mosary Aho" # Koa indro! Indro DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo!" # napetraka teo anoloako DH: "nifanarahana niaraka tamiko"