# izay lazainareo hoe Ireo mety ho heviny 1) io dia manondro an'i Jeremia sy ireo niaraka taminy, na 2) izany dia manondro ny olona rehetra. # nomena ho eo an-tanan'ny mpanjakan'i Babylona izany Eto ny "tanana" dia midika fahefana na fifehezana. DH: "Efa nomen'i Yaveh an'ny mpanjaka'i Babylona izany" # hanangona azy ireo "hanangona ny vahoakako" # hatezerako, fahavinirako, ary fahatezerana lehibe Ireo teny telo ireo dia mitovy ny dikany ary manindry ny herin"ny hatezerany. DH: "hatezerana diso tafahoatra"