# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity andininy ity dia fitohizan'ilay fizarana teo aloha. # ity tanàna ity hatramin'ny andro nanorenan'izy ireo azy dia fihantsiana ny fahatezerany sy ny fahavinirany Ny teny "fahatezerany" sy ny "fahavinirany" dia mitovy ny heviny ary samy manamafy ny herin'ny fahatezerany. DH: "Ny vahoakan'i Jerosalema dia nanao izay nahatezitra hatramin'ny andro nanorenan'izy ireo ny tanànany." # izany ihany izy mandrak'ankehitriny DH: "mbola manohy manao izay mahatezitra Ahy Izy ireo" # eo anoloan'ny tavako DH: "eo anatrehako" na "tanteraka"