# Nanasazy ahy Ianao, ary efa nosaziana ... aho Ny famerena ilay fehezanteny dia manondro ny maha entitra ny famaizan'i Yaveh sy ny fiantefan'izany. DH: "Nosazianao Mafy aho" na "nanasazy ahy Ianao, ary nandray lesona tamin'izany sazy izany aho." # nosaziana tahaka ny zanak'omby tsy nozarina aho Mangataka amin'Andriamanitra i Jeremia mba ho lasa mora ampianarina toy ny zanak'omby tsy nozarina izy. # Afa-baraka sy menatra aho Ny teny "Afa-baraka" sy "menatra" dia mitovy ny dikany ary manamafy ny fahamenarana tafahoatra. DH: "Tena menatra tanteraka aho" # Moa tsy menakin'ny aiko ve i Efraima? Moa ve tsy malalako izy, zanaka tiako? DH: "Efraima dia menakin'ny aiko. Izy no malalako, zanaka tiako.