# tahaka ny zaridaina voatondraka Midika izany fa izy ireo dia ho matanjaka sy ho salama, ary hahomby. # tsy hahatsapa alahelo intsony izy ireo Io dia fanitarana ny hafaliana izay ho ananan'Israely.