# Tamin'izany fotoana izany Io dia manondro ny fotoana nanasazian'Andriamanitra ny olona ratsy fanahy. # izao no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # Niseho tamiko Yaveh Eto ny "tamiko" dia manondro ny vahoakan'Israely.