# Indro, ny tafiotran'Yaveh, ny fahatezerany, fa nivoaka Io dia mampitaha ny fahatezeran'Andriamanitra amin'ny tafio-drivotra. Io dia manamafy ny heriny sy ny fahafahany manimba ny olona ratsy fanahy.