# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy niresaka tamin'ny vahoakan'i Joda tamin'ny alalan'i Jeremia Yaveh. # Aza mihaino ny teny Mampitandrina ireo olona momban'ireo mpaminany sandoka izay tsy nalefany ary nandainga tamin'izy ireo Yaveh. # Fa tsy nandefa azy ireo Aho "Fa tsy naniraka azy ireo Aho" # amin'ny anarako Io andian-teny io dia midika fa miteny amin'ny alalan'ny hery sy fahefan'i Yaveh. # handroahako anareo "Ho alefako hiala lavitra amin'ny firenenareo ianareo"