# Raha tsy mihaino ahy ianareo ka tsy mandeha araka ny lalàko izay napetrako teo anatrehanareo DH: "raha tsy mankato Ahy sy ny lalàna izay nomeko anareo ianareo" # ho ataoko tahaka an'i Silo "dia ho potehiko ny tempoly" # ho ataoko ozona eo imason'ireo firenena rehetra eran'ny tany ity tanàna ity Io dia manondro ny famaizana izay ho ataon'i Yaveh amoin'i Jerosalema. # eo imason'ireo firenena rehetra eran'ny tany DH: "fa ho vavolombelon'izany ny firenena rehetra"