# Fa inona no idiran'ny mololo amin'ny vary? DH: "Ny mololo sy ny vary dia zaatr roa samihafa." # Moa tsy toy ny afo ve ny teniko?—izany no fanambaran'i Yaveh—ary toy ny tatanana izay manorotoro vato ho potipotika? DH: "Ny teniko dia toy ny afo: mandevona sy mahery," hoy Yaveh, "ary toy ny tatanana izay manorototoro vato." # toy ny tatanana izay manorotoro vato ho potipotika "mahery toy ny tatanana izay afaka mitoto vato"