# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka mahakasika ny vahoakan'Israely sy ireo mpitarik'Israely toy ireo mpiandry ondry i Yaveh. # amin'ny toerana misy ahitra DH: "any amin'izay hamatsiana ny zavatra ilain'izy ireo rehetra" # hamokaran'izy ireo sy hitomboany Ny teny "hitombo" dia manazava ny fomba "hampamokatra" azy ireo. DH: "hitombo an'isa tokoa izy ireo." # tsy hatahotra na torotoro intsony izy ireo Ny teny "torotoro" dia midika fa misy olona nampitahotra azy ireo ary mitovy dika amin'ny "tahotra". DH: "tsy misy olona hampitahotra azy ireo intsony." # Tsy hisy ho very izy ireo "Tsy hisy ho very ny oloko"