# ity tany izay hirian'izy ireo hiveranana ity Manondro ny tanin'i Joda # Moa ve tsy fanaka notsinontsinoavina sy notorotoroina izany? Moa ve tsy vilany izay tsy nahafaly an'iza na iza izany lehilahy Jekonia izany? DH: "Jekonia dia tsy misy ilàna azy ary tsy misy faly aminy." # Nahoana izy sy ny taranany no narian'izy ireo, ka natsipin'izy ireo tany amin'ny tany izay tsy fantatr'izy ireo? DH: "Tokony nesorin'ireo teo amin'ilay tany i Jekonia sy ny fianakaviany"