# Tandremo ny ainareo DH: "arovy ny ainareo" na "raha manan-danja aminao ny ainao" # Tsy nihaino na nitandrina izy ireo Ireo teny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy fa ireo olona dia nandà ny hihaino. DH: "nandà ny hihaino" na "nandà ny hankato."