# Mamitaka mihoatra ny zavatra rehetra ny fo Eto ny "fo" dia manondro ny saina sy eritreritrin'ny olona. DH: "Ny sain'ny olombelona dia mamitaka kokoa" # iza no afaka ahatakatra izany? Nametraka io fanontaniana io ny mpitantara mba hanamafisana fa tsy misy mahatakatra ny fon'olombelona. DH: "tsy misy afaka mahatakatra izany." # iza no afaka ahatakatra izany? Ireo fihetsem-po dia resahina toy ny ivon'ny fo. DH: "izay mitsapa ny fanirian'ny olona" # ny fombany Eto ny fitondran-tenan'ny olona dia resahina toy ny lalana falehany mahazatra. # ny vokatr'ireo asany Eto ny vokatrin'ny fitondran-tenan'ny olona iray dia resahina toy ny voankazo maniry eny amin'ny hazo. DH: "izay vitany" # Mikotrika ny atody ... mpanankarena tsy ara-drariny ny olona Io fampitoviana ny vorona izay mikotrika ny atodin'ny vorona hafa io dia entina hanazavana ny mpanankarena izay mahazo vola amin'ny fandrobana ny hafa. # rehefa misasaka ny andro iainany DH: "rehefa avy niaina ny atsasakin'ny andro iainany izy" # handao azy ireo mpanakarena ireo Ireo mpanakarrena dia resahina toy ireo mpanompo izay nandao ny tompon'izy ireo. DH: "ho very ny harenany" # any am-parany "amin'ny andro hiainany farany"