# izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # nanompo sy niankohoka Ny teny " niankohoka" dia mitovy hevitra amin'ny "midera" ary mamaritra ny fihetsika izay ataon'ny olona mandritran'ny fiderana