# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1. # Ho lasa toy ny zezika amin'ny tany izy ireo Ireo zanaka lahy sy zanaka vavy teraka tamin'ilay tany dia nampitahaina amin'ny zezika satria izy ireo dia tsy ho alevina aorian'ny fahafatesan'izy ireo. # no hiafaran'izy ireo Izany dia fomba malefaka hilazana fa ho faty izy ireo. # amin'ny alalan'ny sabatra Ny teny "sabatra" dia manondro ny tafika fahavalo.