# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Niresaka momban'ny fijangajangan'ny olona tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany Yaveh. # tenin'i Yaveh izay tonga tamin'i "ilay hafatra izay noresahin'Andriamanitra tamin'i" Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1. # hitanondrika "ho rava" # miakatra ny fitarainan'izy ireo ho an'i Jerosalema "Nivavaka mafy ho an'i Jerosalema izy ireo".