# ahoana no hifaninananao amin'ny soavaly? ... ahoana no ataonao any amin'ny kirihitr'ala eny amoron'i Jordana? Ireo fanontaniana roa ireo dia nokasaina atao ho fanambarana. DH : "tsy afaka ny hifaninana amin'ny soavaly ianao ... ho resy eny amin'ny kirihitr'ala eny amoron'i Jordana ianao? # Raha mianjera amin'ny tanàna azo antoka ianao Misy amin'ireo dikanteny taty aoriana no mandika io an-dalana amin'ny teny Hebreo ho "raha mahatsiaro milamina any amin'ny tanàna azo antoka ianao." # tanàna azo antoka Io dia manondro ilay tanàna malalaka izay mora andehanana raha ampitahaina amin'ilay rakotry ny kirihitr'ala eny amoron'ny onin'i Jordana izay sarotra aleha. # kirihitr'ala hazo maro na hazo kely maniry miaraka