# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'i Jeremia Yaveh. # nanao ny tany tamin'ny alalan'ny heriny, sy nametraka izao tontolo izao tamin'ny fahendreny, ary tamin'ny alalan'ny fahazavan-tsainy DH: "Ilay mpamorona dia mahery no hendry. Izy no nanao ny tany sy lanitra." # Ny feony no mampiraondraona ny rano eny amin'ny lanitra DH: "Izy no mifehy ny tafio-drivotra eny amin'ny lanitra amin'ny alalan'ny fitenenana" # ary Izy no mampiakatra ireo zavona avy any amin'ny faran'ny tany DH: "Izy no manao ny rahona eny ambonin'ny tany rehetra eny." # ny trano fitehirizana trano izay hitehirizana ireo zavatra