# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka momban'ny vahoakan'i Joda Yaveh. # tsy niteny marina izy ireo "tsy niteny ny marina izy ireo" # tamin'ny haratsiany "noho ny faharatsiany" # Inona no nataoko DH: "nanao zava-doza Aho." # Nandeha tany amin'izay niriany avy Izy rehetra "Nanohy nihazakazaka ny vahoaka manontolo." Yaveh dia nampitaha ny fahazoton'izy ireo hanao ratsy amin'ny fihazakazahana. DH: "Ny olona rehetra dia nanohy ny fahazotoan'izy ireo hanao ny ratsy." # tahaka ny soavaly lahy mihazakazaka amin'ny ady Ireo olona dia tena nazoto nanao ratsy toy ny soavaly lahy izay mihazakazaka mankany amin'ny ady satria izy dia mazoto hiditra amin'ilay ady. # Na ny vano eny amin'ny lanitra aza mahalala ny fotoana mety; sy ireo domoina, sidintsidina, ary ny vanobe "ireo vorona dia mahalala rehefa tokony handao ny firenena mangatsiaka ho any amin'ny firenena mafana izy ireo. # vano ... ireo domoina, sidintsidina, ary ny vanobe Ireo rehetra ireo dia karazam-borona izay manidina any amin'ny tany mafana mialohan'ny mapangatsiaka be lotra ny toerana hafa. # Mandeha amin'ny fifindra-moniny "miala any amin'ny firenena mafana ho any amin'ny firenena mafana"