# Tena mihantsy Ahy tokoa ... hihantsian'izy ireo "tena mampikorontana Ahy? ... mampikorontana azy ireo? # moa ve tsy ny tenan'izy ireo ihany no hihantsian'izy ireo, koa ao amin'izy ireo ihany izany fahamenarana izany? DH: "mampihorohoro ny tenany amin'ny fitondran-tena maha menatrany ihany izy ireo." # Indro Io teny io dia misarika ny saina amin'izay hitranga manaraka. DH: "Henoy tsara satria tena manan-danja be ity" # ny fahatezerako sy ny fahavinirako dia ho avy amin'ity toerana ity DH: "Hanasazy ny olona eto amin'ity toerana ity Aho" # Hirehitra izany Ny teny "izany" dia manondro ny "fahatezerana sy fahaviniran'i Yaveh". # tsy ho faty mihitsy "tsy hijanona tsy hirehitra intsony" na "tsy hijanona ny ho tezitra intsony"