# Koa ankehitriny, nahoana no mandeha amin'ny lalana ho any Egypta sy misotro ny ranon'i Sihora? Nahoana no mandeha amin'ny lalan'i Asyria ary misotro ny ranon'ny Onin'i Eofrata? DH: "Tsy tokony andeha ho any Sihora ianareo mba hihavana amin'ireo mpanapaka ao Egypta. Tsy tokony ho any amin'ny Onin'i Eofrata ianareo mba hihavana amin'i Asyria! # Sihora Faritany atsimon'i Eofrata, fiandrian-drano efa maina # Mandatsa anao ny haratsianao, manasazy anao ny fivadihanao Ireo fehezanteny roa ireo dia midika fa ny fanasaziana azy ireo dia vokan'ny fitondran-tena ratsin'izy ireo. DH: "Satria ianareo ratsy fanahy sy tsy nahatoky dia ho saziko ianareo." # ratsy sy mangidy izany Eto ny teny "mangidy" dia mamaritra ny "ratsy fanahy." DH: "tena ratsy izany."