# Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1. # Mahita rantsan-kazo amygdala aho Nampiseho fahitana ara-panahy an'i Jeremia Yaveh. # amygdala hazo misy voa # fa mitandrina ny teniko Aho Ny teny Hebreo ho an'ny "amygdala" sy "mitandrina" dia mitovy ny feony. Andriamanitra dia te ampatsiahy an'i Jeremia fa tiany hahomby ny teniny isaky ny mahita rantsan-kazo amygdala izy.