# efa napetrako eo am-bavanao ny teniko DH: "nanome anao ny hafatro izay ho lazainao amin'ny vahoaka." # hanongotra misintona ilay hazo hiala amin'ny tany, mifanohitra amin'ny mamboly "hazo" # handrodana mifanohitra amin'ny "manangana" # handringana sy handrava Nampiasa ireo teny izay saika mitovy ny dikany ireo i Jeremia mba ampisehoana fa hitranga tokoa izany.