# mamono ho faty azy ireo Fomba fiteny izany. DH: "vonoy izy ireo" na "tapero ny ain'izy ireo" # tenin'ireo rahalahiny Eto ny hoe "teni-" dia ilazana ny hafatra izay nolazain'izy ireo. DH: "izay nolazain'ireo rahalahiny"