# Fa aza... fotsiny "Aza." Ny teny hoe "fotsiny" dia ampiasaina eto mba hanasongadinana fa izany no tsy tiany ho ataon'ilay Levita. # -kianja Izany dia ilazana ny kianjan'ny tanĂ na. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 19:16 izany. # nentin-... tany an-tranony ilay Levita Izany dia midika fa nasainy handany ny alina tany an-tranony ilay Levita. Ary nanasa ny vaditsindranony sy ireo mpanompony ihany koa izy. DH: "nanasa ilay Levita sy ireo mpanompony hijanona tao an-tranony"