# Benjamita Ny Benjamita dia taranak'i Benjamina. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:15 ny anaran'izany vahoaka izany. # Nampitraka ny masony izy Eto ilay lehilahy dia niandrandra ary nandinika ny manodidina azy. DH: "Niandrandra izy" # kianjan'ny tanĂ na Tsena fivorian'ny vahoaka mandritra ny andro. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 19:14 izany.