# niomana ... izy niomana ... ilay Levita # Tohano amin'ny mofo aloha ny tenanao Eto ny hoe "mofo" dia ilazana ny sakafo. DH: "Mihinàna sakafo mba hatanjaka tsara amin'ny dia" # Mba maneke handany ny alina "Mba mijanòna anio alina"