# Tamin'izany andro izany Izany andian-teny izany dia mampahafantatra fanombohana tranga hafa ao amin'ny fizotry ny tantara. # lavitra indrindra Lavitry ny fonenan'ny mponina # tsy tokam-po taminy Midika izany fa tsy tokam-po tamin'ny fiarahan'izy ireo izy ary nanomboka niara-nandry tamina lehilahy hafa. Raha ilaina dia azo azavaina misimisy kokoa izany. DH: "nanomboka niara-nandry tamina lehilahy hafa izy"