# Laisy Anaran-tanàna izany. # Tsy nisy nambabo "Tsy nisy fahavalo izay nipetraka tao amin'ny tanin'izy ireo ka nandresy azy ireo" # tsy nanana fifandraisana tamin'iza na iza "tsy nanana fifandraisana tamin'ireo vahiny." Midika izany fa nonina lavitra ny tanàna hafa izy ireo ary nitoka-monina niataka tamin'ny vahoaka hafa. # Zora Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:1 izany anaran-tanàna izany. # Estaola Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:24 izany anaran-tanàna izany.