# Natokan'i Mika ... ilay Levita Eto ny hoe "natokan-" dia midika hoe "natolotr-'' na "nataon-" DH: "Natolotr'i Mika ... ilay Levita" # tao an-tranon'i Mika Eto ny fipetrahana tao an-tranon'i Mika dia resahina toy ny hoe "ao an-tranony''. DH: "nipetraka tao an-tranon'i Mika"