# sasak'alina "ny sasaky ny alina" # ny tolànany roa Ireo no mitazona ny vavahadin'ny tanàna. Ireo tolàna ireo dia mety vita amin'ny vatan-kazo ary alevina lalina amin'ny tany. Mipetaka amin'ireo tolàna ireo ny varavaran'ny vavahadin'ny tanàna. # ny hidiny sy ny rehetra Ny teny hoe "hidiny" dia mety ho karazana tsanganam-by mavesatra izay mampifandray ny vavahady amin'ny tolàna. Ny varavaran'ny vavahadin'ny tanàna dia mety vita amin'ny andry hazo mavesatra na tsivalam-by. # an-tsorony faritra eo amin'ny vatan'olombelona izay mampifandray ny sandry sy ny vozona amin'ny vatana # Hebrona Anaran-tanàna izany.