# niakatra ireo Filistina ... Joda Ny teny hoe "niakatra" dia nampiasaina satria nankany Joda izay toerana avo noho ireo toerana avy nandehanany ireo Filistina. # niomana ho amin'ny ady "nifandamina ho amin'ny ady" # Lehy Izany dia anarana tanĂ n-dehibe iray ao Joda. # hanao aminy tahaka izay nataony taminay Nampitahain'ireo Filistina tamin'ny fomba namonoan'i Samsona ireo Filistina maro ny fomba tian'izy ireo hamonoana azy. DH: "vonoy tahaka ny namonoany ny vahoaka marontsika izy"