# izay ratsy teo imason'i Yaveh Eto ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia midika izay fiheveran'Andriamanitra sy ny heritreriny amin'ny zavatra iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:11. DH: "izay lazain'i Yaveh fa ratsy ny manao izany" # natolony teo an-tanan'ireo Filistina... izy ireo Eto ny hoe "tanana" dia hery handresena amin'ny ady. DH: "namela ny Filistina handresy azy ireo izy" na "navelany nampijalian'ny Filistina izy ireo" # efapolo taona "40 taona" # Zora Anarana tanan-dehibe tao Israely izany. Tao amin'ny faritr'i Joda akaikin'ny sisin-tanin'i Dana. # Danita olona avy amin'ny fokon'i Dana # Manoa Anaran-dehilahy izany.