# nalevina tao Betlehema Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Nalevin'izy ireo tao Betlehema izy" # Elona Anaran-dehilahy izany. # Zebolonita olona avy amin'ny fokon'i Zebolona # Aialona Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 1:34 ny anaran'izany toerana izany. # nalevina tao Aialona Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Nalevin'izy ireo tao Aialona izy"