# volon'ondry akanjo volon'ondry # ando rano miforona eny amin'ny zava-maniry mandritra ny alina # dia ho fantatro fa... Ianao Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo adika tahaka izao DH: "ho famantarana avy aminao izany, dia ho fantatro fa ... Ianao"