# Ary Eto izany teny izany dia ampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara. Manomboka mitantara fizarana vaovao ny mpanoratra eto. # niara-nivory Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo atao tahak izao DH: "niara-nivory tahaka ny tafika"