# Isaky ny avy niakatra izy ireo sy ny biby fiompiny ary ny lainy Atsinanan'ny tanin'Israely, akaikin'ny Ranomasina Mena ny tanin'i Midiana. Ny teny hoe "miakatra" dia fampiasa rehefa miresaka ny dia avy any Midiana mankany Israely. DH: "Isaky ny mitondra ireo biby fiompiny sy ny lainy mankany amin'ny tany Israely ny Midianita" # toy ny andiam-balala ny fiavin'izy ireo Ampitahaina amin'ny andiam-balala ireo Midianita satria tonga niaraka tamin'ny olona maro be sy biby fiompy mihinana izay zavatra rehetra maniry izy ireo. # tsy tambo isaina Izany dia fanitaran-kevitra, na filaza-masaka maneho hamaron'izy ireo. # nampaosa... ny Midiana Eto ny hoe "Midiana" dia ireo vahoakan'i Midiana. # niantso mafy an'i Yaveh Fomba fiteny izany. DH: "niantso vonjy tamin'i Yaveh''