# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miteny amin'ny vahoakan'Israely ilay mpanompon'i Yaveh ary mampiasa fifanindrinan-dalana amin'ny andalana tsirairay izy. # Ho antsoina hoe DH: "Hiantso ny olona hoe" # Hahazo avo roa heny ianareo Io dia mety manondro ny zaran-tany avo roa heny. # hifaly amin'ny anjarany izy ireo...izy ireo...ny tanin'izy ireo...ho azy ireo Io dia mbola manondro ny vahoakan'Israely ihany. DH: "hifaly amin'ny anjaranao ianao...ianao...ny taninao...ho anao"