# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # hampitaingenako ny haavon'ny tany ianao Io dia manondro an'Andriamanitra manandratra ny firenena ao anatin'ny laza sy hery ho valin'ny fiainana am-pahamarinana. # fa ny vavan'i Yaveh no niteny Ny "vava" dia manambara izay lazain'i Yaveh. DH: "satria Yaveh no efa niteny izany"