# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # nanafina ny tavako Aho Io dia midika fa namela ny vahoakany Andriamanitra ary tsy nanampy na nitahy azy ireo intsony. # niverina nandeha tamin'ny lalan'ny fony izy Io dia midika fa mbola nanary ny Andriamanitra tena izy noho ireo andriamani-tsy izy ireo Israelita. Eto ny hoe "niverina" sy "lalana" dia teny manambara fahazotoana sy fihetseham-po.