# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # am-paran'ny tany Ireo toerana eto an-tany izay tena lavitra dia resahina toy ny hoe toerana izay iafaran'ny tany. Io andianteny io ihany koa dia sarinteny ary manondro ny toerana rehetra anelanelan'ny farany. DH: "ireo toerana lavitra indrindra eto an-tany" na "ny tany manontolo" # Jakoba mpanompony Io dia manondro ireo taranak'i Jakoba. DH: "ny vahoakan'Israely, ireo mpanompony"