# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # Amin'iza no hampitahanareo Ahy? Iza no heverinareo fa mitovy Amiko, ka azo ampitahaina izahay? Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hanindriana fa tsy misy tahaka Azy. DH: "Tsy misy azo ampitahaina Amiko. Tsy mitovy na amin'iza na amin'iza Aho, ka tsy mety ampitahaina izahay." # ka azo ampitahaina izahay DH: "ka ho azonareo ampitahaina izahay"