# Ny fidiram-bolan'i Egypta sy ny entam-barotr'i Etiopia mbamin'ireo Sabeana, izay olona lava ranjanana, dia ho entina eo aminao DH: "Ny olon'i Egypta, Etiopia, ary ireo olon'i Seba lava ranjanana, dia hitondra eo aminao ny fidiram-bolan'izy ireo sy ny entam-barotr'izy ireo" # Ny fidiram-bolan'i Egypta "Ny tombony izay azon'i Egypta" # Sabeana Ireo dia olona avy amin'ny firenen'i Seba. # eo aminao Eto ny hoe "aminao" dia manondro ny vahoakan'i Jerosalema.