# Yaveh tompon'ny maro Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 ihany io andianteny io. # ny teny "ny hafatra" # Indro Io teny io eto dia nampiasaina mba atao fomba fiteny mba hisarihana ny sain'i Hezekia ny amin'izay lazaina manaraka eo. DH: "Henoy" # hitondrana ny zavatra rehetra ao amin'ny lapanao...ho any Babylona DH: "rehefa haka ny zavatra rehetra ao an-dapanao ny tafika fahavalo...ho any Babylona"