# nefa ny anaranao irery ihany no derainay Eto ny "anarana" dia manambara ny olon'Andriamanitra. DH: "nefa Ianao ihany no derainay" # fa tsy mba hitsangana "tsy ho velona intsony izy ireo" # nanafoana ny fahatsiarovana azy ireo rehetra Ny fanaovan'i Yaveh ny olona tsy hahatsiaro intsony ireo izay noringaniny dia resahina toy ny hoe nanafoana na namono ny fahatsiarovana azy ireo Yaveh.