# Hatahotra sy ho menatra "hatahotra sy halana baraka" # nohon'ny amin'i Etiopia fanantenan'izy ireo sy Egypta voninahitr'izy ireo Ny fanantenana sy voninahitra dia ilazana ny fatokian'izy ireo ny herin-tafik'ireo firenenana ireo. DH: "satria natoky ny herin-tafik'i Etiopia sy Egypta izy ireo" # ny mponin'ireo sisin-tany ireo Ireo vahoaka izay monina ao amin'ny tany manamorona ny Ranomasina Mediteraneana. # izay nandosiranay hitady fanampiana mba ho voaavotra DH: "izay nandosiranay mba hamonjen'izy ireo anay" # ary ankehitriny, ahoana no afahanay mandositra? Ampiasain'ny mpanoratra io fanontaniana io mba hanindriana fa tena efa tsy misy hevitra ny toe-javatra andalovan'izy ireo. DH: "Ankehitriny dia tsy misy lalana handosiranay!"