# Yaveh niteny tamiko, niaraka tamin'ny tanany mahery izay teo amiko "Niteny tamiko tamin'ny fomba mahery dia mahery Yaveh" # ary mampitandrina ahy tsy handeha amin'ny lalan'ity vahoaka ity DH: "ary nampitandrina ahy ka nanao hoe: 'aza manao tahaka ity vahoaka ity."' # Aza antsoina hoe tetika ny zavatra izay antsoin'ity vahoaka ity hoe tetika Nalain'ny vahoaka sary an-tsaina fa nisy fikononkononana any, ary mahatonga azy ireo hitebiteby. DH: "Aza manahy tahaka ity vahoaka ity izay mihevitra fa misy mitady hanisy ratsy azy foana" # Fa Yaveh tompon'ny maro no omenao voninahitra ho masina; Izy no ilay iray izay tokony hatahoranao, ary izy ilay iray izay tokony hangovitanao DH: "Fa Izaho, yaveh tompon'ny maro, no ho raisinao ho masina. Ary hatahotra sy hihovitrovitra nohon'ny amiko ianao"