# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ao amin'ny 10:38 ny mpanoratra dia milaza teny nindramina tao amin'ny bokin'ny mpaminany Habakoka, izay manaraka mivantana ny teny nindramina tao amin'ny bokin'Isaia mpaminany tao amin'ny 10:37. # Ny oloko marina ... Raha mihemotra izy ... aminy Ireo dia maneho ny olon'Andriamanitra rehetra amin'ny ankapobeny. DH: "Ny oloko mahatoky ... raha misy iray amin'izy ireo mihemotra ... aminy" # Raha mihemotra izy Ny fahaverezana ny fasahiana sy ny finoana dia resahina toy ny hoe miverin-dalana. # izay mihemotra ho amin'ny faharavana Ny fahaverezana ny fasahiana sy ny finoana dia resahina toy ny hoe miverin-dalana. Ary ny "faharavana" dia resahina toy ny hoe fiafarana. DH: "Izay mitsahatra mahatoky an' Andriamaniatra, izay mahatonga Azy hamotika antsika" # ho amin'ny fihazonana ny fanahintsika. Ny fiainana mandrakizay miaraka amin' Andriamanitra dia resahina toy ny hoe mihazona ny fanahy. Eto ny "fanahy" dia maneho ny maha-olona rehetra. DH: "izay hahatonga antsika hiana miaraka amin'Andriamanitra mandrakizay"